-
Eksodosy 12:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Fito andro no hihinananareo mofo tsy misy lalivay. Amin’ny andro voalohany, dia hesorinareo tsy ho ao an-tranonareo ny lalivay, satria haringana izay mihinana zavatra misy lalivay, hatramin’ny andro voalohany ka hatramin’ny andro fahafito,+ eny, haringana tsy ho eo amin’ny Israely izany olona* izany.+
-