FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Ary ho fahatsiarovana ho anareo io andro io, ka hankalazainareo ho fety ho an’i Jehovah hatramin’ny taranakareo fara mandimby. Tokony hankalaza an’io andro io ianareo. Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.

  • Deoteronomia 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Afatory ho famantarana eo amin’ny tananao izany,+ ka ataovy fehiloha eo amin’ny handrinao,+

  • Deoteronomia 11:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Alatsaho ao am-ponareo+ sy ampiharo amin’ny tenanareo ireo teniko ireo. Dia afatory ho famantarana eo amin’ny tananareo izany, ary ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara