Genesisy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe. Salamo 105:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Tsaroany mantsy ny teny masina nataony tamin’i Abrahama mpanompony.+
18 Tamin’io andro io no nanaovan’i Jehovah fifanekena tamin’i Abrama,+ nanao hoe: “Ny taranakao no homeko ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.