Salamo 78:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Farany, dia novonoiny ho faty daholo ny lahimatoa tany Ejipta,+Eny, naripany tao amin’ireo tranolain’i Hama ny voalohan-terak’izy ireo.+ Salamo 135:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izy no namono ny lahimatoan’i Ejipta,+Na olona na biby.+
51 Farany, dia novonoiny ho faty daholo ny lahimatoa tany Ejipta,+Eny, naripany tao amin’ireo tranolain’i Hama ny voalohan-terak’izy ireo.+