Deoteronomia 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Afatory ho famantarana eo amin’ny tananao izany,+ ka ataovy fehiloha eo amin’ny handrinao,+ Deoteronomia 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Alatsaho ao am-ponareo+ sy ampiharo amin’ny tenanareo ireo teniko ireo. Dia afatory ho famantarana eo amin’ny tananareo izany, ary ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.+
18 “Alatsaho ao am-ponareo+ sy ampiharo amin’ny tenanareo ireo teniko ireo. Dia afatory ho famantarana eo amin’ny tananareo izany, ary ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.+