Eksodosy 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ilazao ny zanak’Israely mba hiverina, ka hitoby eo akaikin’i Pihahirota, izay eo anelanelan’i Migdola sy ny ranomasina tandrifin’i Bala-zefona.+ Tandrifin’io no hitobianareo eo akaikin’ny ranomasina. Nomery 33:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa niainga avy tao Ramesesa+ ny zanak’Israely, dia nitoby tao Sokota;+
2 “Ilazao ny zanak’Israely mba hiverina, ka hitoby eo akaikin’i Pihahirota, izay eo anelanelan’i Migdola sy ny ranomasina tandrifin’i Bala-zefona.+ Tandrifin’io no hitobianareo eo akaikin’ny ranomasina.