Salamo 105:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Namelatra rahona izy mba hanakona,+Sy afo mba hanazava mandritra ny alina.+ 1 Korintianina 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa teo ambanin’ny rahona+ avokoa ny razantsika, ary namakivaky ny ranomasina+ izy rehetra,
10 Tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa teo ambanin’ny rahona+ avokoa ny razantsika, ary namakivaky ny ranomasina+ izy rehetra,