Eksodosy 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nalain’i Mosesy ny vadiny sy ireo zanany lahy ka nampitaingeniny ampondra, ary niverina tany Ejipta izy. Ary nentin’i Mosesy teny an-tanany ny tehin’Andriamanitra.+ Eksodosy 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa hoy i Mosesy tamin’i Josoa:+ “Mifidiana lehilahy hiady ho antsika,+ ka mivoaha hiady amin’ny Amalekita. Ary ho eny an-tampon-kavoana aho rahampitso, sady hataoko an-tanana ny tehin’Andriamanitra.”+
20 Dia nalain’i Mosesy ny vadiny sy ireo zanany lahy ka nampitaingeniny ampondra, ary niverina tany Ejipta izy. Ary nentin’i Mosesy teny an-tanany ny tehin’Andriamanitra.+
9 Koa hoy i Mosesy tamin’i Josoa:+ “Mifidiana lehilahy hiady ho antsika,+ ka mivoaha hiady amin’ny Amalekita. Ary ho eny an-tampon-kavoana aho rahampitso, sady hataoko an-tanana ny tehin’Andriamanitra.”+