Deoteronomia 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa ianareo no nalain’i Jehovah mba hoentiny mivoaka avy tao amin’ny fatana fandrendreham-by,+ izany hoe avy tany Ejipta, mba ho lasa fananany manokana+ toy ny amin’izao andro izao. Salamo 106:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Novonjen’Andriamanitra ihany izy ireo noho ny anarany,+Mba hampahafantarana ny heriny.+
20 Fa ianareo no nalain’i Jehovah mba hoentiny mivoaka avy tao amin’ny fatana fandrendreham-by,+ izany hoe avy tany Ejipta, mba ho lasa fananany manokana+ toy ny amin’izao andro izao.