Nehemia 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa raha mandre feon’anjombona ianareo, dia miangòna miaraka aminay any amin’izay toerana iavian’ilay feo. Fa hiady ho antsika ny Andriamanitsika.”+ Salamo 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Iza izany Mpanjaka be voninahitra izany?”+“I Jehovah, ilay matanjaka sy mahery!+I Jehovah, ilay mpiady mahery!”+
20 Koa raha mandre feon’anjombona ianareo, dia miangòna miaraka aminay any amin’izay toerana iavian’ilay feo. Fa hiady ho antsika ny Andriamanitsika.”+
8 “Iza izany Mpanjaka be voninahitra izany?”+“I Jehovah, ilay matanjaka sy mahery!+I Jehovah, ilay mpiady mahery!”+