Eksodosy 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niseho tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ aho, tamin’ny maha Andriamanitra Mahery Indrindra+ ahy. Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa, mbola tsy tena nampahafantariko+ azy. Isaia 42:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Izaho no Jehovah! Izany no anarako.+ Koa ny voninahitro tsy homeko ny hafa,+ ary ny fiderana ahy+ tsy homeko ho an’ny sary sokitra.+
3 Niseho tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ aho, tamin’ny maha Andriamanitra Mahery Indrindra+ ahy. Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa, mbola tsy tena nampahafantariko+ azy.
8 “Izaho no Jehovah! Izany no anarako.+ Koa ny voninahitro tsy homeko ny hafa,+ ary ny fiderana ahy+ tsy homeko ho an’ny sary sokitra.+