2 Samoela 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nanjary hita ny fanambanin’ny ranomasina,+ Ary niharihary ny fototry ny tany lonaka,+Satria niteny mafy azy i Jehovah, ary ny fofonain’ny vavorony+ no nitsofany azy. Salamo 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanjary hita ny fanambanin’ny renirano,+Ary niharihary ny fototry ny tany lonaka,+Satria niteny mafy azy ianao, Jehovah ô, eny, ny fofonain’ny vavoronao no nitsofanao azy.+
16 Nanjary hita ny fanambanin’ny ranomasina,+ Ary niharihary ny fototry ny tany lonaka,+Satria niteny mafy azy i Jehovah, ary ny fofonain’ny vavorony+ no nitsofany azy.
15 Nanjary hita ny fanambanin’ny renirano,+Ary niharihary ny fototry ny tany lonaka,+Satria niteny mafy azy ianao, Jehovah ô, eny, ny fofonain’ny vavoronao no nitsofanao azy.+