Eksodosy 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa navelan’i Jehovah hikiribiby tamin’ny heviny i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Dia nanenjika ny zanak’Israely izy, tamin’ny zanak’Israely nivoaka tamim-pandresena* avy tany Ejipta.+
8 Koa navelan’i Jehovah hikiribiby tamin’ny heviny i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Dia nanenjika ny zanak’Israely izy, tamin’ny zanak’Israely nivoaka tamim-pandresena* avy tany Ejipta.+