Eksodosy 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nandifotra azy ireo ny rano manonja.+ Nilentika tao amin’ny lalina tahaka ny vato izy ireo.+ Nehemia 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nosarahinao+ teo anatrehany ny ranomasina, ka nandia tany maina teo afovoany izy ireo.+ Fa ny mpanenjika azy kosa natsipinao mafy tao amin’ny lalina,+ toy ny vato+ natsipy tao anaty rano mahery.+
11 Nosarahinao+ teo anatrehany ny ranomasina, ka nandia tany maina teo afovoany izy ireo.+ Fa ny mpanenjika azy kosa natsipinao mafy tao amin’ny lalina,+ toy ny vato+ natsipy tao anaty rano mahery.+