Salamo 78:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Nitarika azy ireo foana izy, ka tsy nanana ahiahy izy ireo sady tsy natahotra.+Voasaron’ny ranomasina ny fahavalon’izy ireo.+ Hebreo 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Finoana no niampitan’izy ireo ny Ranomasina Mena toy ny hoe nandia tany maina.+ Fa natelin’ny rano+ kosa ny Ejipsianina rehefa sahisahy nandeha teo.
53 Nitarika azy ireo foana izy, ka tsy nanana ahiahy izy ireo sady tsy natahotra.+Voasaron’ny ranomasina ny fahavalon’izy ireo.+
29 Finoana no niampitan’izy ireo ny Ranomasina Mena toy ny hoe nandia tany maina.+ Fa natelin’ny rano+ kosa ny Ejipsianina rehefa sahisahy nandeha teo.