Deoteronomia 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Ary tezitra mafy tamiko i Jehovah noho ny aminareo+ ka nianiana fa tsy hiampita an’i Jordana aho, na hiditra ao amin’ilay tany soa izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao.+ Salamo 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+ Salamo 78:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Ary nentiny tany amin’ny faritaniny masina izy ireo,+Dia ilay faritra be tendrombohitra azon’ny tanany ankavanana.+ Salamo 80:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nisy voaloboka nafindranao avy tany Ejipta.+Noroahinao ireo firenena mba hahafahanao hamboly azy.+
21 “Ary tezitra mafy tamiko i Jehovah noho ny aminareo+ ka nianiana fa tsy hiampita an’i Jordana aho, na hiditra ao amin’ilay tany soa izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao.+
2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+
54 Ary nentiny tany amin’ny faritaniny masina izy ireo,+Dia ilay faritra be tendrombohitra azon’ny tanany ankavanana.+