FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandra-pahoviana+ ity vahoaka ity no tsy hanaja ahy+ sy tsy hino ahy, na dia teo aza ny famantarana rehetra nataoko teo aminy?+

  • 2 Mpanjaka 17:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy nihaino anefa izy ireo fa nanamafy hatoka+ foana, toy ny nataon’ny razany izay tsy naneho finoana+ an’i Jehovah Andriamaniny.

  • Salamo 78:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy nanaja ny fifanekena nataon’Andriamanitra izy ireo,+

      Sady tsy nanaiky handeha araka ny lalàny.+

  • Salamo 81:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Raha mba nihaino ahy mantsy ny oloko,+

      Raha mba nandeha tamin’ny lalako mantsy ny Israely,+

  • Salamo 106:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Vetivety anefa izy ireo dia nanadino izay nataon’Andriamanitra,+

      Ary tsy niandry izay torohevitra avy taminy.+

  • Lioka 16:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Hoy anefa i Abrahama: ‘Raha tsy mihaino an’i Mosesy+ sy ny Mpaminany izy ireo, dia tsy ho resy lahatra na dia misy mitsangana amin’ny maty aza.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara