Salamo 78:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nikapoka ny harambato izy,+Mba hikoriana ny rano, ary ho tondraka ny rano mandriaka.+“Mahavita manome hanina koa ve izy,+Na manome sakafo ho an’ny olony?”+
20 Nikapoka ny harambato izy,+Mba hikoriana ny rano, ary ho tondraka ny rano mandriaka.+“Mahavita manome hanina koa ve izy,+Na manome sakafo ho an’ny olony?”+