Nomery 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny lehilahy rehetra izay nahita ny voninahitro+ sy ny famantarana nataoko+ tany Ejipta sy tatỳ an-tany efitra, nefa mbola mitsapa toetra+ ahy ihany efa impolo izay, ka tsy nihaino ny feoko,+ Salamo 78:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nitsapa toetra an’Andriamanitra izy ireo tao am-pony,+Ka nangataka zavatra hohanina araka izay tiany.+ Salamo 95:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fony nitsapa toetra ahy ny razanareo.+Nisedra ahy izy ireo, ary nahita ny asako.+ Salamo 106:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanjary nanana faniriana feno fitiavan-tena izy ireo tany an-tany efitra.+Nitsapa toetra an’Andriamanitra izy ireo, tany amin’ny tany karakaina.+ Lioka 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy ny navalin’i Jesosy: “Voalaza hoe: ‘Aza mitsapa toetra an’i Jehovah Andriamanitrao.’”+ 1 Korintianina 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary aoka isika tsy hitsapa toetra an’i Jehovah,+ toy ny sasany tamin’ireny izay nitsapa toetra azy,+ ka matin’ny bibilava.+ Hebreo 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 fony nitsapa toetra ahy tamin’ny fisedrana ny razanareo, kanefa efa nahita ny asako+ nandritra ny efapolo taona+ izy ireo.
22 Fa ny lehilahy rehetra izay nahita ny voninahitro+ sy ny famantarana nataoko+ tany Ejipta sy tatỳ an-tany efitra, nefa mbola mitsapa toetra+ ahy ihany efa impolo izay, ka tsy nihaino ny feoko,+
18 Ary nitsapa toetra an’Andriamanitra izy ireo tao am-pony,+Ka nangataka zavatra hohanina araka izay tiany.+
14 Nanjary nanana faniriana feno fitiavan-tena izy ireo tany an-tany efitra.+Nitsapa toetra an’Andriamanitra izy ireo, tany amin’ny tany karakaina.+
9 Ary aoka isika tsy hitsapa toetra an’i Jehovah,+ toy ny sasany tamin’ireny izay nitsapa toetra azy,+ ka matin’ny bibilava.+
9 fony nitsapa toetra ahy tamin’ny fisedrana ny razanareo, kanefa efa nahita ny asako+ nandritra ny efapolo taona+ izy ireo.