Salamo 81:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Niantso tao anatin’ny fahoriana ianao, dia namonjy anao aho,+Namaly anao aho, tao amin’ny toerana miafina fonenan’ny kotroka.+Nandinika anao aho, teo amin’ny ranon’i Meriba.+ Sela.
7 Niantso tao anatin’ny fahoriana ianao, dia namonjy anao aho,+Namaly anao aho, tao amin’ny toerana miafina fonenan’ny kotroka.+Nandinika anao aho, teo amin’ny ranon’i Meriba.+ Sela.