Josoa 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy mpanompony no nandidian’i Mosesy an’i Josoa,+ ka izany no nataon’i Josoa. Tsy nisy nanesorany na iray aza ny teny rehetra nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+
15 Araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy mpanompony no nandidian’i Mosesy an’i Josoa,+ ka izany no nataon’i Josoa. Tsy nisy nanesorany na iray aza ny teny rehetra nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+