3 Ary hoy foana izy ireo tamin’izy mirahalahy: “Naleonay ihany matin’ny+ tanan’i Jehovah tany Ejipta, tamin’izahay nipetraka teo akaikin’ny vilanin-kena,+ sady nihinana izay mofo laninay. Fa nentinareo nankatỳ an-tany efitra atỳ izahay, mba hahafaty mosary an’ity fiangonana manontolo ity.”+