Levitikosy 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay+ izany, tamin’ny andro nandidiany ny zanak’Israely hanolotra fanatitra ho an’i Jehovah tany an-tany efitr’i Sinay.+
38 Araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay+ izany, tamin’ny andro nandidiany ny zanak’Israely hanolotra fanatitra ho an’i Jehovah tany an-tany efitr’i Sinay.+