Nehemia 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nidina nankeo amin’ny Tendrombohitra Sinay ianao,+ ary niteny tamin’izy ireo avy tany an-danitra+ sady nanome azy didim-pitsarana ara-drariny,+ sy lalàna marina,+ ary fitsipika+ sy didy+ mahasoa. Asan’ny Apostoly 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Izy+ ilay teo amin’ny fiangonana+ tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razantsika, ary nandray ny fanambarana masina+ sady velona mba homena anareo.
13 Nidina nankeo amin’ny Tendrombohitra Sinay ianao,+ ary niteny tamin’izy ireo avy tany an-danitra+ sady nanome azy didim-pitsarana ara-drariny,+ sy lalàna marina,+ ary fitsipika+ sy didy+ mahasoa.
38 Izy+ ilay teo amin’ny fiangonana+ tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razantsika, ary nandray ny fanambarana masina+ sady velona mba homena anareo.