Salamo 119:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ianao no efa nandidy+Mba hanarahana tsara ny didinao.+ Ohabolana 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izay mitandrina ny didy dia miaro ny ainy,+ fa hovonoina ho faty kosa ny olona tsy miraharaha izay ataony.+ 1 Jaona 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+
16 Izay mitandrina ny didy dia miaro ny ainy,+ fa hovonoina ho faty kosa ny olona tsy miraharaha izay ataony.+
3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+