Deoteronomia 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niteny taminareo avy tao anaty afo+ i Jehovah, ka feo ihany no renareo fa tsy nahita bika aman’endrika+ ianareo. Feo+ ihany no renareo. Deoteronomia 4:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony mba hanitsiana anao. Ary teto an-tany no nasehony anao ny afony lehibe, ary efa renao avy tao anaty afo ny teniny.+ Asan’ny Apostoly 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Izy+ ilay teo amin’ny fiangonana+ tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razantsika, ary nandray ny fanambarana masina+ sady velona mba homena anareo.
12 Dia niteny taminareo avy tao anaty afo+ i Jehovah, ka feo ihany no renareo fa tsy nahita bika aman’endrika+ ianareo. Feo+ ihany no renareo.
36 Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony mba hanitsiana anao. Ary teto an-tany no nasehony anao ny afony lehibe, ary efa renao avy tao anaty afo ny teniny.+
38 Izy+ ilay teo amin’ny fiangonana+ tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razantsika, ary nandray ny fanambarana masina+ sady velona mba homena anareo.