5 Aoka tsy hisy aminareo tsy hanaiky hanao ny adidy amim-bady,+ raha tsy efa ifanarahanareo angaha hoe mandritra ny fotoana iray,+ mba hanokananareo fotoana ho amin’ny vavaka ka hiaraka indray ianareo avy eo, sao haka fanahy+ anareo foana i Satana noho ny tsy fahaizanareo mifehy tena.+