FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Koa nanatona ianareo, dia nitsangana teo am-pototry ny tendrombohitra. Ary nirehitra ilay tendrombohitra, ka nisy afo nanakatra ny lanitra, sady nisy haizina sy rahona ary haizim-pito.+

  • Deoteronomia 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Ireo Teny ireo no nolazain’i Jehovah taminareo rehetra tamin’ny feo mafy avy tao anaty afo+ sy rahona ary haizim-pito, tao an-tendrombohitra. Tsy nasiany fanampiny izany, ary nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ka natolony ahy.+

  • Salamo 68:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Dia nihovotrovotra ny tany,+

      Ary nitete ny lanitra, teo anatrehan’Andriamanitra.+

      Nihovotrovotra i Sinay teo anatrehan’Andriamanitra,+ dia ilay Andriamanitry ny Israely.+

  • Salamo 104:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Jereny ny tany, dia mangovitra.+

      Kasihiny ny tendrombohitra, dia midona-tsetroka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara