2 Dia hoy i Jakoba tamin’ny ankohonany sy izay rehetra niaraka taminy: “Ario ny andriamani-kafa any aminareo,+ ary diovy ny tenanareo, ka soloy ny lamba fitafinareo.+
20 Tsia, nefa lazaiko fa izay zavatra atolotry ny hafa firenena ho sorona dia ataony sorona ho an’ny demonia,+ fa tsy ho an’Andriamanitra. Koa tsy tiako hanan-javatra iombonana amin’ny demonia+ ianareo.