Levitikosy 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary aza mianiana lainga amin’ny anarako,+ ka manazimbazimba ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah. Ohabolana 30:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sao ho voky aho ka handa anao+ ary hilaza hoe: “Fa iza moa i Jehovah?”,+ na ho lasa mahantra aho ka hangalatra ary hanala baraka ny anaran’Andriamanitro.+ Ezekiela 36:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa nampalahelo ahy ny anarako masina, izay nozimbazimbain’ny taranak’Israely tany amin’ireo firenena nitondrana azy.”+
12 Ary aza mianiana lainga amin’ny anarako,+ ka manazimbazimba ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah.
9 sao ho voky aho ka handa anao+ ary hilaza hoe: “Fa iza moa i Jehovah?”,+ na ho lasa mahantra aho ka hangalatra ary hanala baraka ny anaran’Andriamanitro.+
21 Koa nampalahelo ahy ny anarako masina, izay nozimbazimbain’ny taranak’Israely tany amin’ireo firenena nitondrana azy.”+