Levitikosy 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy maintsy vonoina ho faty+ ilay niteny ratsy ny anaran’i Jehovah. Hitora-bato azy tokoa ny vahoaka manontolo. Hovonoina ho faty izay miteny ratsy an’ilay Anarana,+ na vahiny izy na teratany. Deoteronomia 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Aza manao tsinontsinona ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao,+ fa tsy hisy havelan’i Jehovah ho afa-maina izay manao tsinontsinona ny anarany.+ Josoa 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Noho izany dia havelantsika ho velona ihany izy ireo, mba tsy hisian’ny fahatezerana hihatra amintsika noho ny amin’ilay fianianana nataonay taminy.”+
16 Tsy maintsy vonoina ho faty+ ilay niteny ratsy ny anaran’i Jehovah. Hitora-bato azy tokoa ny vahoaka manontolo. Hovonoina ho faty izay miteny ratsy an’ilay Anarana,+ na vahiny izy na teratany.
11 “‘Aza manao tsinontsinona ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao,+ fa tsy hisy havelan’i Jehovah ho afa-maina izay manao tsinontsinona ny anarany.+
20 Noho izany dia havelantsika ho velona ihany izy ireo, mba tsy hisian’ny fahatezerana hihatra amintsika noho ny amin’ilay fianianana nataonay taminy.”+