FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nony nandre izany izy ireo, dia niara-nientana ka nanandra-peo nivavaka tamin’Andriamanitra+ hoe:

      “Ry Tompo Fara Tampony+ ô, ianao no nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo.+

  • Asan’ny Apostoly 14:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 hoe: “Ô rey olona e, fa maninona ianareo no manao izao? Olombelona+ tahaka anareo+ ihany ange izahay e! Ary mitory ny vaovao tsara aminareo izahay mba hialanareo amin’izao zava-poana+ izao ka hanatonanareo an’ilay Andriamanitra velona,+ izay nanao ny lanitra+ sy ny tany sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo.

  • Apokalypsy 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary izy nianiana tamin’ny anaran’Ilay velona+ mandrakizay mandrakizay,+ izay namorona ny lanitra mbamin’izay ao aminy sy ny tany+ mbamin’izay ao aminy ary ny ranomasina mbamin’izay ao aminy,+ ka nanao hoe: “Tsy hisy hataka andro+ intsony,

  • Apokalypsy 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nanao tamin’ny feo mafy izy hoe: “Matahora an’Andriamanitra+ ka omeo voninahitra izy,+ satria tonga ny ora fitsarany.+ Koa mivavaha amin’Ilay nanao+ ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara