FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony mba hanitsiana anao. Ary teto an-tany no nasehony anao ny afony lehibe, ary efa renao avy tao anaty afo ny teniny.+

  • Nehemia 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nidina nankeo amin’ny Tendrombohitra Sinay ianao,+ ary niteny tamin’izy ireo avy tany an-danitra+ sady nanome azy didim-pitsarana ara-drariny,+ sy lalàna marina,+ ary fitsipika+ sy didy+ mahasoa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara