FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Izao didy izao no holazainao amin’i Arona sy ny zanany lahy: ‘Izao no lalàna momba ny fanatitra dorana:+ Hatao eo amin’ny fitoeran’afo eo ambony alitara izany, mandritra ny alina ka mandra-maraina. Ary harehitra eo ny afon’ny alitara.

  • Joba 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary rehefa nahavita ny anjara fanasany ny zanany lahy rehetra, dia nampiantso azy ireo i Joba ka nanamasina azy.+ Dia nifoha maraina izy ka nanolotra fanatitra dorana,+ araka ny isan’izy rehetra. Fa hoy izy: “Sao nanota sy nanozona+ an’Andriamanitra tao am-pony+ ny zanako.” Izany foana no fanaon’i Joba.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara