Deoteronomia 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Raha namidy taminao ny rahalahinao, lehilahy hebreo na vehivavy hebreo,+ ka efa nanompo anao enin-taona, dia tokony halefanao ho olona afaka izy amin’ny taona fahafito.+
12 “Raha namidy taminao ny rahalahinao, lehilahy hebreo na vehivavy hebreo,+ ka efa nanompo anao enin-taona, dia tokony halefanao ho olona afaka izy amin’ny taona fahafito.+