FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 35:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “‘Raha tsy nampoiziny kosa fa voatosiny ilay olona na voatorany zavatra, nefa izy tsy nandrafy azy na niafina mba hanafika azy,+

  • Deoteronomia 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Mahazo mandositra any ka ho velona izay nahafaty olona, raha nahafaty olona tsy nahy nefa tsy nankahala azy talohan’izay,+

  • Mpitoriteny 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nandinika indray aho ka izao no hitako etỳ ambanin’ny masoandro: Tsy ny haingam-pandeha no mahazo fandresena,+ ary tsy ny mahery no mandresy,+ ary tsy ny hendry no manan-kanina,+ ary tsy ny mahira-tsaina no mahazo harena,+ ary tsy ny manam-pahalalana no mahazo sitraka,+ satria mety ho azon-tsampona izy rehetra amin’ny fotoana tsy ampoizina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara