FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 15:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘Raha misy olona* minia+ manota kosa, na teratany izy na vahiny, ka manevateva an’i Jehovah,+ dia haringana tsy ho eo amin’ny fireneny izy.+

  • Deoteronomia 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Fa raha misy kosa mankahala+ olona ary miafina mba hanafika sy hamely azy* ho faty ka mahafaty an’ilay olona,+ ary mandositra any amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo,

  • 2 Samoela 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa tafaverina tao Hebrona+ i Abnera, dia nentin’i Joaba nihataka kely nankao am-bavahady mba hiresahany mangingina.+ Teo anefa izy no nasiany teo amin’ny kibony,+ ka maty noho ny amin’ny ran’i Asahela+ rahalahin’i Joaba.

  • 1 Jaona 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izay rehetra mankahala+ ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona+ manana fiainana mandrakizay mitoetra ao aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara