Genesisy 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hanao ampamoaka koa aho noho ny amin’ny ranareo. Hataoko ampamoaka ny zavamananaina rehetra noho ny amin’ny ranareo. Ary raha misy olona mamono mahafaty ny rahalahiny, dia hataoko ampamoaka izy noho ny amin’ny ran’ny rahalahiny.+ Levitikosy 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Raha misy mamely olona* ka mahafaty azy, dia tsy maintsy vonoina ho faty koa izy.+
5 Ary hanao ampamoaka koa aho noho ny amin’ny ranareo. Hataoko ampamoaka ny zavamananaina rehetra noho ny amin’ny ranareo. Ary raha misy olona mamono mahafaty ny rahalahiny, dia hataoko ampamoaka izy noho ny amin’ny ran’ny rahalahiny.+