Efesianina 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ianareo tompo, manaova toy izany hatrany koa amin’izy ireo, ka atsaharo ny fandrahonana,+ satria fantatrareo fa any an-danitra ny Tompon’izy ireo izay Tomponareo koa,+ ary tsy mba misy fizahan-tavan’olona+ aminy. Kolosianina 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ianareo tompo, ento araka ny fahamarinana sy ny rariny foana ny mpanomponareo,+ satria fantatrareo fa ianareo koa mba manana Tompo any an-danitra.+
9 Ary ianareo tompo, manaova toy izany hatrany koa amin’izy ireo, ka atsaharo ny fandrahonana,+ satria fantatrareo fa any an-danitra ny Tompon’izy ireo izay Tomponareo koa,+ ary tsy mba misy fizahan-tavan’olona+ aminy.
4 Ianareo tompo, ento araka ny fahamarinana sy ny rariny foana ny mpanomponareo,+ satria fantatrareo fa ianareo koa mba manana Tompo any an-danitra.+