FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Aza mangalatra.+

  • Romanina 13:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa ny fehezan-dalàna hoe: “Aza manitsakitsa-bady,+ aza mamono olona,+ aza mangalatra,+ aza mitsiriritra”,+ mbamin’izay didy hafa rehetra, dia efa voafintina amin’izao teny izao: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+

  • 1 Korintianina 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 na mpangalatra, na olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ na mpimamo,+ na mpanevateva, na mpanao an-keriny, dia tsy handova ny fanjakan’Andriamanitra.+

  • Efesianina 4:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Aoka ny mpangalatra tsy hangalatra intsony,+ fa aoka kosa izy hiasa mafy, ka hampiasa ny tanany hanaovana asa tsara,+ mba hanan-javatra hozaraina amin’izay sahirana.+

  • 1 Petera 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aoka anefa tsy hisy aminareo hijaly+ satria mpamono olona, na mpangalatra, na mpanao ratsy, na mpitsabaka+ amin’ny raharahan’olona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara