Nomery 35:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 ary hitan’ny mpamaly ra+ any ivelan’ny faritr’ilay tanàna izy ka vonoiny, dia tsy ho meloka ho nandatsa-dra ilay mpamaly ra.
27 ary hitan’ny mpamaly ra+ any ivelan’ny faritr’ilay tanàna izy ka vonoiny, dia tsy ho meloka ho nandatsa-dra ilay mpamaly ra.