Hebreo 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa mianiana amin’izay lehibe noho izy ny olona.+ Ary mampitsahatra ny adihevitra rehetra ny fianianana ataony, satria efa antoka ara-dalàna izany amin’ny olona.+
16 Fa mianiana amin’izay lehibe noho izy ny olona.+ Ary mampitsahatra ny adihevitra rehetra ny fianianana ataony, satria efa antoka ara-dalàna izany amin’ny olona.+