Levitikosy 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 na mahita zavatra very+ ka mandainga momba izany, na mianiana lainga+ momba ny iray amin’ny fahotana rehetra mety hataony, Ohabolana 30:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sao ho voky aho ka handa anao+ ary hilaza hoe: “Fa iza moa i Jehovah?”,+ na ho lasa mahantra aho ka hangalatra ary hanala baraka ny anaran’Andriamanitro.+
3 na mahita zavatra very+ ka mandainga momba izany, na mianiana lainga+ momba ny iray amin’ny fahotana rehetra mety hataony,
9 sao ho voky aho ka handa anao+ ary hilaza hoe: “Fa iza moa i Jehovah?”,+ na ho lasa mahantra aho ka hangalatra ary hanala baraka ny anaran’Andriamanitro.+