6 “‘Raha misy olona* mila hevitra amin’ny mpamoha angatra+ na amin’ny mpilaza ny hoavy,+ ka manana fifandraisana mamoafady amin’ireny, dia hanameloka an’izany olona* izany aho ary haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy.+
10 Aoka tsy hisy eo aminao ny olona mandoro* ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo,+ na manao sikidy,+ na mampiasa herin’ny maizina,+ na mitady fambara,+ na mpilalao ody,+
3 Efa maty i Samoela tamin’izay, ary efa nitomany azy ny Israely rehetra ka nandevina azy tao an-tanànany tao Rama.+ Ary efa nesorin’i Saoly tsy ho eo amin’ilay tany ny mpamoha angatra sy ny mpilaza ny hoavy.+