Salamo 69:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ambarao aminy amin-katezerana ny fanamelohanao,+Ary hahatratra azy anie ny fahatezeranao mafy!+ Hebreo 10:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Zavatra mampahatahotra ny ho azon’ny tanan’ilay Andriamanitra velona.+