Levitikosy 25:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “‘Raha mihamahantra ny rahalahinao izay miara-monina aminao ka sahirana ara-bola,+ dia ampio izy.+ Aoka ho velona eo aminao toy ny mpivahiny sy ny mpiavy+ izy.
35 “‘Raha mihamahantra ny rahalahinao izay miara-monina aminao ka sahirana ara-bola,+ dia ampio izy.+ Aoka ho velona eo aminao toy ny mpivahiny sy ny mpiavy+ izy.