Salamo 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Niantso ity olona ory ity, dia nohenoin’i Jehovah,+Ka novonjeny tamin’ny fahoriany rehetra.+ Efesianina 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanao izany izy mba hampisehoana fa tsy misy toa azy ny harenan’ny+ hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa, amin’ny fotoana hisian’ireo rafitra ho avy,+ noho izy tsara fanahy amintsika izay tafaray+ amin’i Kristy Jesosy.
7 Nanao izany izy mba hampisehoana fa tsy misy toa azy ny harenan’ny+ hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa, amin’ny fotoana hisian’ireo rafitra ho avy,+ noho izy tsara fanahy amintsika izay tafaray+ amin’i Kristy Jesosy.