FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Mitenena amin’ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely hoe: ‘Aoka ho masina+ ianareo, satria masina izaho Jehovah Andriamanitrareo.+

  • Nomery 15:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Amin’izay dia hitadidy sy hankatò ny didiko rehetra ianareo, ka ho masina eo anatrehan’Andriamanitrareo.+

  • 1 Petera 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Masina ilay niantso anareo, ka aoka ho masina koa ianareo amin’ny fitondran-tena rehetra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara