FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Anaka, aza manaiky raha mitady hitaona anao ny mpanota.+

  • Ohabolana 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Raha tsy mitsahatra miteny izy hoe: “Andao hiaraka aminay. Andao hiafina mba handatsa-dra.+ Ary andao hamitsaka ao amin’ny takona mba hamely tsy amin’antony an’ireo tsy manan-tsiny.+

  • 1 Korintianina 15:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Ny naman-dratsy dia manimba ny fahazarana mahasoa.+

  • 1 Petera 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa satria tsy miara-mihazakazaka aminy intsony ho amin’izany honahonan’ny filibana izany ianareo,+ dia very hevitra izy ka manevateva anareo+ tsy misy farany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara