Deoteronomia 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly. 2 Tantara 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa aoka hatahotra+ an’i Jehovah ianareo.+ Mitandrema tsara amin’izay ataonareo,+ fa tsy misy tsy fahamarinana ao amin’i Jehovah Andriamanitsika,+ ary tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly+ izy.” Amosa 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fantatro fa maro tokoa ny fikomianareo,+ ary tena lehibe ireo fahotanareo,+ ry mpankahala olo-marina,+ sady mpandray tsolotra,+ ary tsy manome rariny ho an’ny mahantra+ eo am-bavahady.+
19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly.
7 Koa aoka hatahotra+ an’i Jehovah ianareo.+ Mitandrema tsara amin’izay ataonareo,+ fa tsy misy tsy fahamarinana ao amin’i Jehovah Andriamanitsika,+ ary tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly+ izy.”
12 Fantatro fa maro tokoa ny fikomianareo,+ ary tena lehibe ireo fahotanareo,+ ry mpankahala olo-marina,+ sady mpandray tsolotra,+ ary tsy manome rariny ho an’ny mahantra+ eo am-bavahady.+